1 o.: Taovolo atao mihorongorona hisy bokony eo an-katoka. - t.i.f.: Manabontana, f na abontana, mpanabontana J anabontanana, fanabontanana. a F.-p.: Tsy mahavaly bontana : matetika no mifanabontana ny vehivavy taloha, ka raha nisy olona nanabontana ny volonao, nefa aty aoriana tsy mba mety manabontana ny azy ianao, dia natao hoe Tsy mahavaly bontana ianao, izany hoe tsy mahavaly ny soa nataon'ny olona anao.
Ahitsio