Dikan'ny teny : bontanaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Biby maintimainty toy ny fandaibe, sady volovoloina ihany koa saingy tsy mba mandratra ny lainy ; mipetaka mivangongo mitambatra ranoray eny amin'ny vatan-kazo loaka no mazàna ahitana azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel