Dikan'ny teny : bontsina

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fivontosana ; fizihirana na fibibahana fa somary malemy mievotrevotra. ? H.o.: Fampirisihana hanao ratsy ; famokisana. - t.i.f.: Bontsinina, abontsina, voabontsina i manabontsina, na mambontsina, fanabontsina, mpanabontsina / anabontsinana, fanabontsinana / fibontsina, mpibontsina / ibontsinana, fibontsinana / mahabontsina / bontsimbontsina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel