Dikan'ny teny : borabora

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. : Ratsy fehy, malemy fatotra : Borabora ny fehin'ny en tana fa ataouy mafimafy aloha vao mande-ha. • VaventY fa malemy Zazalahy borabora i Naivo vauenty fa kely aina. ? Mi-harda vatana, na ratsy fitafy : Borabora fitafY lava izao iny olona iny. • Malai-mihetsika, mitavozavoza : Olona borabora amin'izay rehetra ataony Rakoto. - t.i.f.: Boraboraina, aborabora, voaborabora, tafaborabora / mamorabora na manaborabora, famorabora na fanaborabora, mpamborabora na mpanaborabora 1 amoraborana, famoraborana / miborabora, fiborabora / iboraborana, fiboraborana 1 mahaborabora. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel