Dikan'ny teny : borahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (boraka) mt.ih. (boraho) : Alaina ary vahana hisaratsaraka : Noborahin'ny Polisy nY entany tao an-tranony ka nahitana zauatr'olona maro. • Ambara, aseho tsy misy afenina : Borahy amiko ny ao an-tsainao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel