Dikan'ny teny : boraingina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Boraingona a.: Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingina: na tiana na tsy tiana, na mety na tsy mety, tsy maintsy atao. - F.-p.: Valy boraingona : valin-teny jadona tsy mifanaraka akory amin'izay tokony ho izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel