Dikan'ny teny : boraka

Hampiditra dikany vaovao
1 Mivaha fatorana, misokatra fonosana, mivoraka. - t.i.f. : Borahina, aboraka, nobonoraka, voaboraka, tafaboraka 1 mamboraka na manaboraka, famboraka na fanaboraka, mpmmboraka na mpanaboraka 1 amborahana na anaborahana, famborabana na fanaborahana 1 miboraka, fiboraka 1 iborahana, fiborahana / mahaboraka / boraboraka. Ahitsio
2 a : Anaran-javamaniry fampiasa atao fanafody. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel