Dikan'ny teny : boridana

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fandosirana sy fitsoahana tampoka (taloha, ary amin'ny foko sasany ankehitriny). ? Tsy fitafiana, tsy fiakanjoana (ankehitriny). - t.i.f.: Aboridana / manaboridana, fanaboridana, mpanaboridana / anaboridanana, fanaboridanana 1 miboridana, fiboridana, mpiboridana / iboridanana, fiboridanana I mahaboridana 1 boridandridana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel