Dikan'ny teny : borizano

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. bourgeois) a.: A-narana niantsoana taloha ny olona sivilina tsy miaramila; ankehitriny, ny mpitondra posy sy filanjana ary ny mpitaona entana no lazaina amin'io teny io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel