Dikan'ny teny : boroaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t. : Loaka tanteraka hatrany ambadika, gorobaka. - t.i.f.: Boroahana, aboroaka 1 voaboroaka, tafaboroaka 1 manaboroaka, fanaboroaka, mpanaboroaka / anaboroahana, fanaboroahana I miboroaka, fihoroaka / iboroahana, fiboroahana / mahaboroaka / boroadroaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel