Dikan'ny teny : borosy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. brosse) a : Volombiby vita fiasana mba hamaohana zavatra na ho fanalana loto toy ny kifafa, na ho fanosoran-doko. - t.i.f. : Borosina, aborosY, voaborosy 1 manaborosy,fanaborosy, mpanaborosy 1 anaborosiana, fanaborosiana / miborosY,fiborosy, mpiborosy / mahaborosy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel