Dikan'ny teny : bory

Hampiditra dikany vaovao
1 (Mer) p. t.: Anarana ilazana karazan'omby tsy misy tandroka na zara fa misy, ka ny fiantso azy matetika dia hoe omby bory. * F.p-.: Manao toton'omby bory: manao an-drezatra na an'aina ary tsy am-piheverana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel