Dikan'ny teny : bosoa

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. bouchon) a.: Karazan-javamaniry maivana izay anaovana tsentsin-tavoahangy ny hodiny, na ataon'ny olona amin'ny tadim-pintana koa hamantarana fa homana ny jono ny trondro fintaniny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel