Dikan'ny teny : botakely

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana omena ilay tavoahangy boribory kely (ampahefatry ny litatra) izay asian'ny mpivaro-java-pisotro toaka antsinjarany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel