Dikan'ny teny : botetaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. s Enti-milaza : Ny toerana iva sy ambany. • Ny olona mipetraka amin'ny tany. 1 Ny olona midonanapoana tsy manao na inona na inona. - t.i.f. : Abotetaka, voabotetaka, tafabotetaka 1 manabotetaka, fanabotetaka, mpanabotetaka/ anabotetahana,fanabotetahana I mibotetaka, fibotetaka, mpibotetaka / ibotetahana, fibotetahana 1 mahabotetaka1 botetatetaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel