Dikan'ny teny : botraika

Hampiditra dikany vaovao
1 a : Di-doha, fanaovan-javatra an'aina, an-kery fotsiny, fa tsy mitady izay mety hahasoa hahatsara aradrariny : Manao botraika fotsiny no hain-dRabe fa tsy mba mitady izay rindrany izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel