Dikan'ny teny : brezilianina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. Brésilien) a,: Ny firenena tompon-tany amin'ny tany midadasik'i Brezila: Miteny portogaly ny Brezilianina. • p.t.: Momba an'i Brezila, an'i Brezila na avy any Brezila: Ny kafe no vokatra brezilianina malaza indrindra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel