Dikan'ny teny : d

Hampiditra dikany vaovao
1 : Tarehintsoratra fahatelo ary renisoratra faharoa amin' ny abidy malagasy, mitonona hoe di na de • Fiovan'ny l amin'ny fanakambanan-teny (lalana lavitra = lalan-davitra). 1 Ny 1 amin'ny fitenim-paritany koa indraindray dia d amin'ny fiteny marina : lily =didy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel