Dikan'ny teny : dabadaba

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Izay atao raha manatsikobana rano, raha mitsobo-drano na milomano. 1 Ny fikotaban'ny rano eo am-pirobohana na eo am-pilomanosana. - t.i.f. f. : Dabadabaina, adabadaba / midabadaba, fidabadaba ) idabadabana, fidabadabana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel