Dikan'ny teny : dabo

Hampiditra dikany vaovao
1 a : Valala karazan'ambolo. Ahitsio
2 p.t. : Tsy manana antondraharaha fa ny mipetraka na mandrimandry na mandehandeha foana ary ny homan-kanina no ataony. ¶M.h,:Kama. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel