Dikan'ny teny : daboka

Hampiditra dikany vaovao
1 ft. : Enti-milaza : Fianjerana. 1 Fitsorana mivalampatra. / Halavoana. • Fiaiken-keloka na fibabohana. 1 Famelezana, fanatontana. - t.i.f. : Dabohana na dabofana, adaboka, voadaboka, tafadaboka ( manadaboka na mandaboka, fandaboka, mpandaboka ) anadabohana, fanadabohana( midaboka,fidaboka, mpidaboka (idabohana, fidabohana ( mahadaboka)dabodaboka. Ahitsio
2 p.t. : Vaventy sy matavy (teny tsy mba fampiasa manokana fa misy fanampiny mandrakariva, dia izay hi-ta amin'ny hoe : dabo-dela, dabo-drano, dabokandro). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel