Dikan'ny teny : dadanaivo

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Teny iantsoana na ilazana lehilahy iray tampo amin'ny ray na ny reny, eo anelanelan'ny lahimatoa sy ny faralahy : Aoka re, ry dadanaiuo, fa tapaka ny tsinaiko amin'ny hatsikana ataonao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel