Dikan'ny teny : dahy

Hampiditra dikany vaovao
1 o. : Anaram-piangotiana iantsoan'ny vehivavy ny anadahiny : Aoka re, ry dahy, fa mahatsikaiky loatra ify zavatra tantarainao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel