Dikan'ny teny : daika

Hampiditra dikany vaovao
1 Daikadaika a. : Fandeha misabakabaka na mibekabeka ka mivelatra sy tsy mitsatoka mahitsy tsara ny tongotra roa, toy ny fanaon'ny zazakely vao miana-mandeha. - t.i.f. : Midaika, midaikadaika, fidaika, mpidaika / idaikana,fidaikana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel