Dikan'ny teny : daindaina

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Ilazana ny hafanan'ny masoandro manevokevoka, midanika mafy. * A-nambarana ny feon-javatra izay mikarantsana mampangintsina ny sofina. 1 t. f. : Midaindaina, fidaindaina / idaindainana, fidaindainana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel