Dikan'ny teny : daingidaingy

Hampiditra dikany vaovao
1 Jaingijaingy a. : Ilazana ny fandehan'ny zaza vao miana-mandeha ka mivembena toa mila hianjera. - t.i.f. : Midaingidaingy, fidaingidaingy) voadaingidaingy f idaingidaingena, fidaingidaingena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel