Dikan'ny teny : daka

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Famelezana amin'ny tongotra, tsipaka : Nasian'ny soavaly daka indray mande-ha izy dia tsy tafarina. ? Tohana : Asivy dakany ny lohatrano fa lava loatra. - t.i.f. : Dakana, adaka, voadaka / mandaka, fandaka, mpandaka f andakana, fandakana / mahadaka / dakadaka. a F,-p. : Voa roa ohatra ny dakam-boriky : tongotra roa no indray mamely any aoriana ka raha voany voa mafy mihitsy; voa indroa miantoana. ΒΆ M,h, : Daka, dakabe, diamanga, antsatoka, kapatokana, ambadika, kopala manatrika, antongomby, ankoatra, ankodina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel