Dikan'ny teny : dama

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Karazan-damba. Ahitsio
2 a : Karazam-panoto be loba fitotoana tany mba hifatratra tsara. Ahitsio
3 (fr. damier) a : Kilalaontsaina misy efitrefitra zato, mainty sy fotsy mifandimbindimby; ny vato dia voalahatra amin'ny laharan'efitrefitra roa farany, amin'ny andaniny sy an-kilany, ka mandroso izy ireo amin'ny laharan'efitrefitra tsy misy vato, ary dia mifampihinana amin' izay; ny an'ny dama, ihoarana no fihinana ny vato fa tsy tahaka ny an'ny fanorona izay aroso amin'ny toerana iray banga ka lany daholo ny vaton'ny ankilany amin'ny hitsin'ny tsipika nandrosoana azy; izay tapitra aloha ny vĂ¢to no resy toy ny amin'ny fanoronaihany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel