Dikan'ny teny : danadana

Hampiditra dikany vaovao
1 ft. : Enti-milaza toetran'ny zavatra, toy ny varavarana, izay mivoha na misokatra tsara. - t.i.f. : Danadanaina, adanadana, voadanadana, tafadanadana I manadanadana / anadanadanana, fanadanadanana / midanadana, fidanadana, mpidanadana / idanadanana, fidanadanana, mahadanadana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel