Dikan'ny teny : dangana

Hampiditra dikany vaovao
1 ft. : Enti-milaza fisondrotana avo, fahatongavana amin'ny toerana ambony amin'ny tendrony. - t.i.f. : Adangana / manadangana, fanadangana, mpanadangana I anadanganana, fanadanganana f midangana, fidangana, mpidangana f idanganana, fidanganana, mahadangana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel