Dikan'ny teny : danise

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. danse) a. : Dihy vahiny nentin'ny Vazaha, mitovy amin'ny hoe bal, izay iarahan'ny lehilahy sy ny vehivavy misonenika amin'ny feo-mozika, ka mifanatrika ary mifampisakambina izy amin'izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel