Dikan'ny teny : danoka

Hampiditra dikany vaovao
1 Danona a. : Fandeha miangoty sy miaingitra ampisehoana fahamboniana na enti-milaza amin'ny hafa fa miadana sy sambatra. - t.i.f. : Midanoka,fidanoka, mpidanoka I idanohana, fidanohana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel