Dikan'ny teny : dany

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Sitraka, izay tiana, fanaranana amin'ny sitrapo (tsy fampiasa raha tsy amin' ilay fombam-Pitenenana hoe : Danin 'ny kibo: sitraky ny fo : Efa tsy eo ambany mason-drainy intsony izy ka manao ny danin'nY kibony). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel