Dikan'ny teny : daomy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, domino) a : Karazan-kilalao misy vato valo amby roapolo misy masony; zaraina mitovy isa amin'ny mpilalao telo ny iraika amby roapolo amin'ireo vato ireo, ka mifandimby mandahatra ny azy raha misy vato miady masony amin'izay mivoaka ny mpilalao; izay mahalany vato any aminy voalohany no mahazo amin'ny indray mihodina, ka dia isaina ho azy ny masom-baton' ireo sisa tsy mbola nahalany ny azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel