Dikan'ny teny : dararaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. : Enti-milaza olona mipetrapetra-poana malai-mihetsika ary toa adaladala varimbariam-poana ka raraka hatramin'ny iviny. - t.i.f. : Midaraxaka, fidararaka, mpidararaka f idararahana, fidararahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel