Dikan'ny teny : daroboka

Hampiditra dikany vaovao
1 a : Fianjerana anaty rano na fianjerana re midoboka. - t.i.f. : Adaroboka, voadaroboka, tafadaroboka I manadaroboka, fanadaroboka, mpanadaroboka / anadarobohana, fanadarobohana I midaroboka, fidaroboka, mpidaraboka I idarobohana, fidarobohana I mahadaroboka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel