Dikan'ny teny : darondarona

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Avonavona miharo hatezerana eo amin' ny fitenenana. ΒΆ M.h, : Fidaondaom-bava, avom-bava, heto-bava, taim-bava. - t.i.f. : Midarondarona / fidarondarona / mahadarondarona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel