Dikan'ny teny : dekà

(fr. aide-de-camp)a : Lefitra ambany amin'ny laharam-boninahitra. ? Miaramila na lctdjt manamboninahitra lefitra, atokana ho mpanampY sy ho fanirakiraky ny manamboninahitra ambony. - jmznsgf F,-p, : Dekà madinika : manamboninahitra ambany laharana manampy amin'ny raharahan'ny Praiminisitra (taloha). lDekà isan-drainy : dekàn'ny manamboninahitra maromaro, samy andraisana vitsivitsy avy hampanaovina ny raharaha iaraha-miandraikitra. hjpmgup Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0053