Dikan'ny teny : deradera

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fampisehoan-javatra amin'ny hafa hahazoana doka mba hieboana sy hireharehana : Tia deradera aoka izany iny touolahy iny. i t.i,f. : Aderadera / manade-radera, fanaderadera, mpanaderadera / anaderaderana, fanaderaderana / mideradera, fideradera, mpideradera / mahaderadera. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel