Dikan'ny teny : deronderona

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Hadedahana misy fireharehana amin'ny teny lazaina mahatonga handoka tena sy hiedinedina foana. - t.i.f. : Mideronderona, fideronderona, mpideronderona / ideronderonana, fideronderonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel