Dikan'ny teny : diamondra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. diamant) a. : Karazam-batosoa hita any anaty tany, izay voatombana ho sarobidy indrindra amin' ny zavatra rehetra fanaovana firavaka noho ny tarany mihalotralotra hafa kely. 1 H. o. : Zavatra tsara sy sarobidy aoka izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel