Dikan'ny teny : diapazona

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. diapason) a. : Vy lavalava kely ohatra ny fanondro, misy sampany roa ny tapany ambony, izay rehefa apoka amin-javatra dia manome feo ka ampiasaina hakana ny haavon'ny hira tiana hatao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel