Dikan'ny teny : didiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (didy) mt.ih. (didio) : Tetehina na tapahina na silahina na hetezana: Didio io hena io dia atokony. /Nodididian'iza it? akanjonao it?? ~ Ampanaovina, asaina a-tao : Efa nodidian'ny Fanjakana izany. 1 Omena didY, omena baiko : Didiako ianao hivoaka ny trano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel