Dikan'ny teny : difisesy

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fomban-drandram-bolo izay misesy midi-na avy any ambony ary am-pian volo kely isaky ny ampifanolanina indray mandeha ka mifampidiPiditra mandady hatranY manaraka nY hodi-doha ary miraikitra sy mipetaka amin'ny loha fa tsy mba mikiraviravy na miefakefaka. (Mitovitovy amin'nY lambomiditra ihany ny difisesy, fa ny haventesan'ny sori-bolo no maha-samY hafa azy; ny difisesy dia atao koa hoe randrantarihina). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel