Dikan'ny teny : difotra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. : Sarona, rakotra : Difotry ny rano ny tanimbary. 1 H.o. : Rendrika ao anaty: Difotry ny alahelo i Neny tamin'ny nahalasanan'i zoky tany am-pita. ? Ihoarana, milentika ao anatY : Difotry ny mangahazo aho : loza izany raha hatsaran'izaY voly, - t.i.f• : Adifotra j mandifotra, fandifotsa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel