Dikan'ny teny : dikaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (dika) mt.ih. (dikao) : Ihoarana avy eo ambony : Dia tsy ho hainao dikaina ve io tatatra io F ? Seranana na salovanana eo anoloana na eo ambony : Aza dikainao it? dadatoanao, anaka. ? Andalovana fotsiny, tsy raharahaina : Loza fa nodikainao ny lehibenao, hadinonao angaha ny hoe : aza manao rano dihain-jinga F ? Nodinganina, navela fa hadino : Andalana tala no nodikain'ny mpanoratra amin'ny milina. ? Tsy narahina : Nodikainao ny lalàna ha hofaizina ianao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel