Dikan'ny teny : dikisionera

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. dictionnaire) a. : Boky ahitana ny teny rehetra ao amin'ny fiteny iray, voalahatra araka ny fisesin' ny abidy ka misy fanazavana azy ireo tsirairay avy, na ny dikany amin'ny fiteny hafa; rakibolana : Ramino no nanao dikisionera malagasymalagasy voalohany. / Dikisionera malagasy-frantsay. / Mijere dikisionera raha misy teny tsy fantatrao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel