Dikan'ny teny : dilo

Hampiditra dikany vaovao
1 ft. : Enti-milaza fangintsingintsinana amin'ny nify na ny sofina noho ny zavamarikivy nohanina na feonjavatra mikiaka sy mikarantsana henon'ny sofina. * : Madilo / mahadilo, mankadilo, mampahadilo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel