Dikan'ny teny : dilorina

Hampiditra dikany vaovao
1 (dilotra) mt.ih. (dilory) : Kosehina, kitrohina, ampifampikasohina : Rehefa manasa io tavy io ianao, di-tory tsara mba ho afaka ny loto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel