Dikan'ny teny : dimbana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. : Tsy mitovy tantana, tsy milahatra mahitsy ka misy avo sy iva; ilazana ny tandroka izay ny iray miakatra, ny iray midina : Dimbana ny tandrok'it9 omby it?. ? Misy banga ka tsy mitovy tantana, misy nifinifiny : Dimbana ny lelan'iny antsy iny ha tsy mahadidy tsara. - t.i.f. : Voadimbana / mandimbana, fandimbana, mpandimbana / andimbanana, fandimbanana / mahadimbana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel